4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hoy ianao tamiko - Jonny R'Afa

HOY IANAO TAMIKO



Hoy ianao tamiko hoe

Ianao efa leon’ny ditrako

Leo ka te-handeha

Tsy hiverina intsony



Varavarako itsy ve

Hasakana anao tsy hoany amin’izany

Hoalehanao izany



       Ankehitriny ireo maraina toa

       Malaina tsy eo ianao

       Mitapify eto an-tratrako eto

       Mbola reko manimanitra anao daholo

       Ireo lamba fitafiko eto

       Ho lasa haolo ny tanana tsy eo ianao.



Tovovavy hafa ve

Hanaiky ireo fombafomba

Fanaoko efa ela be

Toa adala ity izaho



Tsy naleoko ihany ve

Nanaja ireo teninao toy izay

Miharitra izao?

      Ankehitriny ireo maraina....

Partager hoy ianao tamiko

Commenter hoy ianao tamiko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jonny R'Afa