Tsy misy olo-marina
Sarotra no hahitana izany
Tsy misy azo antoka
Raha mbola eto ambonin’ny tany
Vitsy no tsy mamitaka
Mitana ny teny nomen’ny tany
Misy mody mamitsaka
Tsy fantatra izay ambadika any
Misy mba miezaka
Miala amin’ny ratsy
Fanaon’ny tany
Fankam-panahy toa betsaka
Dia indro fa voatarika