Aiza hoy ianao no hahitako fiadanana
Aiza hoy ianao no hahitako fitsaharana
Aiza hoy ianao no hahitako filamin-tsaina
Aiza hoy ianao no hahitako izay mba mety hilaina
Ref: Ao amin’i Jesôsy irery hiany
No hahitanao izany rehetra, rehetra izany
Ao amin’i Jesôsy irery hiany
No hahitanao izany rehetra, rehetra izany
Aiza hoy ianao no ahitako fiadanana
Aiza hoy ianao no hahitako fitsaharana
Aiza hoy ianao no hahitako filamin-tsaina
Aiza hoy ianao no hahitako izay mba mety hilaina
Ref:
Inona ary no hatao, hoy ianao miasa loha
Aza miandry intsony fa izao dia izao
Manantona an’i Jesôsy aloha
Tena tiany ianao mba marina moa
Aiza hoy ianao no ahitako tena fitiavana
Aiza hoy ianao no hahitako fahamarinana
Aiza hoy ianao no hahitako izay mba ho namako
Aiza hoy ianao no hahitako famindram-po

Aiza hoy ianao no ahitako fihadanana
Aiza hoy ianao no hahitako fitsaharana
Aiza hoy ianao no hahitako filamin-tsaina
Aiza hoy ianao no hahitako izay mety hilaina
Aiza hoy ianao no ahitako tena fitiavana
Aiza hoy ianao no hahitako fahamarinana
Aiza hoy ianao no hahitako izay mba ho namako
Aiza hoy ianao no hahitako famindram-po
Ref: