4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Famindram-po - Groupe daniela

Famindram-po Jeso no handrandraiko

Omeo fahendrena aho ry Raiko

Vola sy arena eny hilaiko

Nefa hoa, tazony eo an-tananao re ny aiko o! o! o!



Famindram-po Jeso no handrandraiko

Omeo fahendrena aho ry Raiko

Vola sy arena eny hilaiko

Nefa hoa, tazony eo an-tananao re ny aiko



Aminao Jeso tsy maika, tsy tara

Tsy manantena vintana sy anjara

Manana anao aho mikarakara e!, misaotra e!

Jehovah ny anay no mpiandry tsara a! a! a!



Aminao Jeso tsy maika, tsy tara

Tsy manantena vintana sy anRaha nisy nampalahelo ho soloiko, mifona e!

Tiako hitoheranao re ny fokojara

Manana anao aho mikarakara e!, misaotra e!

Jehovah ny anay no mpiandry tsara



Na betsaka aza ny fahavalo

Ny olana koa tsy maintsy madalo e!

Na tsy tia ahy aza ny maro, tsy ahoako e!

Ny anay hoa Jesosy tsy hatakalo o! o! o!



Na betsaka aza ny fahavalo

Ny olana koa tsy maintsy madalo

Na tsy tia ahy aza ny maro, tsy ahoako e!

Ny anay hoa Jesosy tsy hatakalo



Lazaiko anao Jeso no tena tiako

Hanompo anao re no faniriako e!

Raha nisy nampalahelo ho soloiko, mifona e!

Tiako hitoheranao re ny foko



Lazaiko anao Jeso no tena tiako

Hanompo anao re no faniriako

Raha nisy nampalahelo ho soloiko, mifona e!

Tiako hitoheranao re ny foko



Raha nisy nampalahelo ho soloiko, mifona e!

Tiako hitoheranao re ny foko


Partager famindram-po

Commenter famindram-po

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Groupe daniela