asa raha fantatrao
fa mbola miandry foana anie aho
miandrandra sao mbola aminao lay fitiavana ahy
manantena ny anilanao;f’izany moa no hampionona ny fo
f’izaho aloha dia tsy manahy fa tia tokoa
miandry anao,mioandry foana hatramizao
mbola tsy mamoy fo
niezaka aho nanao zay rehetra azo atao
nikaroka nitady izay hitiavanao ahy
nefa atao ahoana moa
mbola ho nofy ny anjarantsika koa
na ireo fihetsikao
toa mahasaro-piara lava izao
fa sariaka loatra ka manahy sao lasa any ianao
te hilaza fa hoe tia anao,nefa matahotra
sao lavinao eo aho
f’izaho aloha...................