Toa vao omaly, ireo androm-pahoriana
Nandaozanao ahy ry tiana
Ka zary moana sy mangina
Mampijaly izato fo voarasarasa
Ireo zavatra izay nokinasa
Tsiaro anao ry andro lasa
Nahoana ary ianao no nandao ka tsy niteny
Raha toa misy fahadisoaka tamin’ireny
Mamelà ny adalako ry olona iny
Tomany aho ankehitriny
Mahatsiaro ireo fahiny
Nahoana ary ianao no nandao ka tsy niteny
Raha toa misy fahadisoako tamin’ireny
Mamelà ny hadalako ry olona iny
Tomany aho ankehitriny
Mahatsiaro ny fahiny
Ouh ouh ouh ouh
ouh ouh ouhouhouhhh!!!