feon-gitara iray tsy voarainao ve
no maneno any ho any
miantso azy hoe tia
feo manga tsy foikoi zy izay
feon-kira indray
izay raha nandre na dia maro
aza ireo tsy tia hanaratsy
mialona angaha ?
REF:
fa na ho oram-baratra aza é!
tsy hisy hasan-kana anay
fa mafy ny fatoranay re
manambatra anay ho iray(x2)
feo mangairay hira tsara no ré
ny antsika ho mafy fatorana anie
tsy ho rava ho tsara fandeha