Inona inona no havaliko an’i Jehovah
Noho ny soa rehetra soa nataony tamiko
Noho ny soa rehetra soa nataony tamiko
Inona no havaliko, havaliko an’iJehovah
Handray ny kapoaky ny famonjena aho
Ka hiantso ka hiantso ny Anaran’iJehovah
Hanefa ny voadiko amin’i Jehovah aho
Eny eo anatrehan’ny olona rehetra
Inona...
Hitory koa ny fikasana rehetra
’Zay milaza ny fiainana ao amin’ny Kristy Jeso
Fiainana ho an’ny olona rehetra
Fahasoavan-dehibe zay tsy mba manam-petra