1-Amin’izao tontolo izao
Lasa fomba toa fanao
Ny hira fiderana ho rendrarendra sy filàna
Angamba tsy mba avy ao am-po
No ihirana an’i Jesoa
Fa natao izany ahazoana laza
Ety an-tany
2-Misy aza indraindray
Tsy mba mihevitra fa sahy
Miteniteny foana ny tononkira
Tsy ahoan-tsy ahoana
Angamba heverin’izy ireny
Fa raha toa ka miteny
Dia ilay mamoafady
No ahazoana girady
REF:
Izaho hihira ihany hihira hatrany ny Anaranao
Jesoa Ianao tokoa no mendri-kaja derainay koa
Ingao ny fiderana fankalazàna ny Anarany
(Tanora Kristiana Vavolombelona)
(TA.KRI.VA)