voninahitra anie
ho ani Jehovah
fiadanana ane ho amintsika rehetra
fahasoavan i Ray no nahatoy zao ahy
ka dia tratrizao androsoa izao
mifalia ianao
(mifalia ianao ho vavolombelona o)
ka atolory ny dera
(ka atolory azy ny saotra s dera ho anilay tompo
ka mihira 2 hirampifalina anio
ko aza menetra n ho vavolombelona
vavolombelon n tompotsika
mijoroa mitsangana mba o mendrika n
ny anarany masina