Hisaotra an’i Jehovah
Ny fanahy ,izay rehetra ato anatiko
Hisaotra ny anarany
Ts’isy hadinoiko ny fitahiany
Réf : Hisaotra an’i Jehovah aho ( ny fanahiko)
Izay rehetra ato anatiko misaotra
Ny anarany masina
Izay namela ny heloko
Izay nahasitrana ny aretiko
Sy nanavotra ahy
Ny fahatanorako mody indray
Toy ny an’i voromahery
Lay ,lay,lay …. Misaotra Azy