1 - Lalovanao ’lay tanananay
Vohitra iray, ny tary sy akama miombom-pitia
Ref:
Tinay o - tinay o ianao raha mba eo
Tinay o - tinay o, mipetrapetraha.
2 - Raondraonanao ny andian-tantely
Higoka ireo mamy sy ireo voninkazo ’zay natolony anao.
3 - Miantsoantso anao ikala Tôtôkafo
Tôtôka tatsy, tôtôka tetsy, nefa tsisy namaly.
(Isaorana ny namana nanampy tao amin’ny forum)