Ny fanahiko no maniry an’Andriamanitra
fa mangetaheta anao
Ny fanahiko Andriamanitra oh
raha lavitra an’i Ziona
dia mahatsiaro anao
ranomasoko manjary
hifalin’ny fahavaloko
Nahoana no mitanondrika ianao
ry fanahy ka mitoloko anatiko ao
manantenà an’Andriamanitra ianao
fa mbola hidera
an-tranon’ny Jehovah