4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Sambatra - RAKOTOARISON Onja Lalaina



Tomponay o! Sambatra ny mino anao,

Sanatria izay ho very, tsy mahatsiaro ho irery

Tena ambany fitahiana ka tsy mba misy ahiana

Sambatra, sambatra izahay Jesoa



1. Mamy re izany hoe eo Jesoa

     Tiako ny miara-dia Aminy

     Tena fy ny miaina eo akaikiny



2. Omeny ahy izay rehetra mahasoa

    Tsy mamela ahy ho azom-pahoriana Izy

    Fo vaovao, fiainan-tsambatra ho ahy izao



Lalaina




Partager sambatra

Commenter sambatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAKOTOARISON Onja Lalaina