4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny lanitra - RAVELO JEAN BAPTISTE

N ’ inona inona sedran’ny tany

ny miondrika re no fadio

n’inona inona fiavy koa noho izany miady hatrany

fahendrena ny mionona lahy

fahendrena no mihafy

n’iza n’iza...(beso)

n’iza n’iza te higoka ny mangidy

o! tsarovy fa ianao

mbola hifaly indray andro any



Fiv:

Ny lanitra akory tsy mba miangatra

tandrifin-drahona angambany anao

matokia ,mahereza(beso)

matokia rahavako izany

o! tsarovy fa ianao

mbola hifaly indray andro any...(2 fois)



N’inona inona sedran’ny tany

ny miondrika re no fadio

.....



...

mbola hifaly indray andro any




Partager ny lanitra

Commenter ny lanitra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAVELO JEAN BAPTISTE