4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Omeko anao - Rixah

OMEKO ANAO

Mahatsiaro tena ho sambatra aho fa eo anilanao
Manaiky fa tsy hiova vaovao
Ny ahy ianao tsy hivadika fa irery
Sady ho tandrovako tsy avelako ho very
Ka manombok'izao aho dia ho anao
Satria ny foko efa babonao
Zay iriko ratrizay ny doria
Ny eo akaikinao no mamy ny fitia!!!

Mibitsika mangina isan'andro lav'izao
Miantso foana ny anaranao
Manembonembona ahy lay endrikao
Izay iriko tsy ankalao
Eny matoky fa izaho tsy hivadika aminao
Fa toa manirery aho raha toa ilaozanao
Ny amiko rehetra, omeko anao, omeko anao
Omeko anao tsy misy fetra!!!

Eny ekeko fa ratrizay izao sy anao hifanaiky ho doria
Hitambatra oui iray toko toko ireny pifankatia
Ary tsy ou leo tsy hifandao sanatria ma baby
Afaliana sesilany amamina eto an tany
Zany fiainana izany
Enganie mba ho tonga @lay tanjona iriko
Ho rahatrin'ny ela be!!!

Mibitsika mangina isan'andro lav'izao
Miantso foana ny anaranao
Manembonembona ahy lay endrikao
Izay iriko tsy ankalao
Eny matoky fa izaho tsy hivadika aminao
Fa toa manirery aho raha toa ilaozanao
ny amiko rehetra, omeko anao, omeko anao
omeko anao tsy misy fetra!!!
(Pont) Ka mba lazao ny anao ra toa ny ahy
Zay tena ny ao am-ponao atrizay
Halalako f'ianao tsy mivadika ahy,
Fa ho ahy koa mandrakizay
Ka na maro aza ireo pisopatra andavo
Mety mbola isy any aorina any
Ny ahy sy anao fa vita voady
Ka nofy ne ny fanary
F’izao dia mbola anao atrany!!!

Mibitsika mangina isan'andro lav'izao
Miantso foana ny anaranao
Manembonembona ahy lay endrikao …

Partager omeko anao

Commenter omeko anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Rixah