4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ny fitia - Solo

Ny fitia, zay natolotro anao,

Misy antony,

Tsy mba roa, na mizara koa,

Fa natokako mba ho anao izy izay,



    Asa aloha, raha ho tanteraka,

    Miankina aminao,

    Fa fitia tsisy farany,

    Tsy ho sangy lalao na fanala andronao

        

        Atolotro anao, ka dia anjakao,

        Fa tsy ho simbaina fantatrao,

        Mba lazalazao, raha tsy sitrakao,

        Fa dia ho ravaina tsotra izao.


Partager ny fitia

Commenter ny fitia

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Solo

Suite