4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andriamanitra ô! - Solo

Andriamanitra ô! omeo fahendrena aho

Hiarovako ny lalako hanao ny sitrakao

Andriamanitra ô! omeo fitiavana aho

Ho jiron’ny fiainako hanao ny sitrakao



Fitiavana no didy, iarahana aminao

Lova sarobidy manao ny sitrakao

Koa raha tonga ny mangidy, ny miaraka Aminao

Matoky tsy mba kivy, manao ny sitrakao!



Andriamanitra ô! Andriamanitra ô!

Deraina anie ny Anaranao izay Fitiavana



Fitiavana no didy, iarahana aminao

Lova sarobidy manao ny sitrakao

Koa raha tonga ny mangidy, ny miaraka Aminao

Matoky tsy mba kivy, manao ny sitrakao!



                     - Solo -


Partager andriamanitra ô!

Commenter andriamanitra ô!

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Solo

Suite