4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Be dia be - Solo

Be dia be ny efa nataonao ahy

Miredareda ao anatiko ao

Be dia be ny efa nomenao ahy

Tsy haiko nolavina nefa izao



Fiverenana :

  Tiako raha mba izaho

  No hitady izay hahasambatra anao

  Ny andro omaly anao

  Ny ampitso ho antsika

  Ho antsika

  Tiako raha mba izaho

  No hanatanteraka ny nofinofinao

  Ny andro omaly anao

  Ny ampitso ho antsika

  Ho antsika

  Dia izaho sy ianao



Be dia be ny fandeferana

Tsy hay nofefena tanatinao

Ny fivavahana nasandratrao

Mbola natokanao ho ahy

Partager be dia be

Commenter be dia be

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Solo

Suite