4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miomana - STK Ambohijanaka fivoarana

  

Rehefa mifarana ny eto an- tany

  Hifakahita any an-danitra any

  Izao no tsarovy sy ataovy an-tsaina

  Isika rehetra dia hotsaraina

hijinja ny vokatra izay nafafy



Sao re vao any vao hitomany ianao

Ka hikiakiaka sy hidradradra hoe

Raiso aho tompo fa aza lavinao

Raiso aho anisan ireo mpivavaka be



  Koa miomana dieny izao !

  Andriamanitra mbola mihaino anao !

  Eto eo aminy ny otanao

  Hitohy ihany hita io ianao

  Ho tsapanao fa ho sambatra ianao

Partager miomana

Commenter miomana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe STK Ambohijanaka fivoarana