Sao tsy mendrika anao ry Jeso tia
Fa mpanota aho ratsy be siasia
Nefa mahatsiaro fa manana anao
Osa sy malemy ka mba hiantrao
Indro aho Raiko o !
Fa ianao mpamindra fo
Tsy mamela anay mpanota ho very ianao
Indro aho raiko o!
Fa ianao mamindra fo
Azo hianteherana mandrakizay
Tano aho fa tsy mahatana anao
Ry Tompo o!
Sakambino amin ny sandrinao
Tsy ho sodokan ireo rendrarendra ety
Osa sy malemy ka mba hiantrao