4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izao no lahatra - TA FA KRI FLM Ambalavao

1-Ry tompoko malala indreto izahay,

   Fa toa tsy mahalala ny fitiavanao ;

   Na ratsy na ny tsara,ekeo re fa anjara,

   Fa izy mpanamboatra, meteza mba misaotra.





Ref:    Fa ianao Jesosy no nanao izao rehetra izao

            Zava-drehetra dia miara-miasa hahasoa tokoa

         Na dia tsy mifanaraka amin’ny hevitra izany,

                         Ireo no lahatra





2-Ianao izay marary ,ianao tomany lava,

   Mahatsiaro fa mijaly hahazo ny sahaza;

   Ianao izay maty noana tsy re feo toy ny moana,

   Raha izany no mihantra Jesô mandahatra





Ref:  Fa ianao Jesosy no nanao izao rehetra izao

           Zava-drehetra dia miara-miasa hahasoa tokoa

        Na dia tsy mifanaraka amin’ny hevitra izany,

                        Ireo no lahatra

Partager izao no lahatra

Commenter izao no lahatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TA FA KRI FLM Ambalavao