4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy hahasaraka - TA FA KRI FLM Ambalavao

1)-Inona ary no mety hahasaraka

     Amin’ilay Jesosy zay mpamonjy ny fanahy

     Fahoriana sa jaly loza be zay manjo

     Tsia ry Tompo aminao no anankiananay ny dia





                                 Ref: Mbola kanto noho ny kanto  ny mivavaka aminao

                                        Fa tsara noho ny tsara ny miankina aminao

                                       Tena tiako tsy foiko zany eo akaikinao

                                        Fa n’inon’inona hitranga na fotsy na ho manga

                                        Tsy hahasaraka aminao ry Jesosy Tomposoa





2)-Harena ve sa ny vola no hahasaraka ahy

     Rendrarendra sy dola no hampisaraka ahy

     Sakaiza tiana sa vady sa ny asa ihany koa

     Tsy hahasaraka aminao ry Jesosy Tomposoa


Partager tsy hahasaraka

Commenter tsy hahasaraka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TA FA KRI FLM Ambalavao