4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Babonao - Tarika Hasina

Tsy ampy angamba ny fiteny
Sy ireo voalazako ombieny
Fa tena tia anao anie aho
Toa tsy haiko ny handa
F'efa feno laotra anao aho
Tao mitombo hery hatrany
Omaly resy ny androany ny ahy dia tsapako
dia izao
Fa tsy misy tahaka anao adinoiko izao rehetra
izao

Babonao ny foko, fa babonao
Ref: Efa babo tsotr'izao inty aho hanjakao
Afoiko anao ny amiko omeko anao

Ny adiady indraindray tao nanafana indray
Ilay fitiavana fa tena ory sy mijaly
Dia aleoko mihitsy tsy sahy
Raha sanatria anao tsy ho ahy

Ref: Babonao ny foko, fa babonao
Efa babo tsotr'izao inty aho hanjakao
Afoiko anao ny amiko omeko anao



Partager babonao

Commenter babonao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Tarika Hasina