4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Neny - Bodo

fitiavan-dehibe
no omen'ineny anao
na kapoka aza re
no azonao

fitiavan-dehibe
fa naharary anao
tsy nanenenany
fa tiany ianao

ref:tadidinao ve
ny angolangola sy ny hantanao?
tsikitsiky sy hehjy
ireo kilalao mahazatra anao
tsaroanao koa ireo
tsora-kazo nihatra taminao
ianao no tay izao
de noho ireo

fiti............

ref:.................

na ny kapoka
na ny tambitamby no naha toy izao
ahy ianao

Partager neny

Commenter neny

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Bodo

Suite