4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Diavolam-pararano - Naly Rakotofiringa

Ry volana o ! miakara

Miandry anao ny lanitra

Ny andro manaja anao tena tsara

Ny ety an-tany finaritra



Tsy misy mihitsy izay sahy mialona

Ireo kintana avo anaty rahona

Miakara ka ny alina hazavao

Reseo re ny aizina ka omeo ny taratrao



Mpihira  : Ossy - Jeanne Naly



Naly RAKOTOFIRINGA

Partager diavolam-pararano

Commenter diavolam-pararano

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Naly Rakotofiringa

Suite