4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitiavana foana - Ivoara

Tampoka tamiko akia

’lay teninao tena fy

ianao nilaza nanambara hoe tena tia

tsy omeko tsiny ianao

raha toa tsy kilalao

raisiko amin’ny foko manontolo



Inoako tsy ho rava izy ity

samia àry mankafy

fitiavana haharitra feno hasambarana

raha sendra ireo mpanakiana

’lay teny tsy azo ariana

fa fitiavana foana(2)



Sendrasendra ny antsika roa

ny hoe hiara-dia

kanjo matotra be ’lay fitiavana tampoka teo

tsy omeko tsiny ianao

raha toa tsy kilalao

raisiko amin’ny fo manontolo

Partager fitiavana foana

Commenter fitiavana foana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ivoara