4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako ianao - Ivoara

Raha iny zaho ’ndeha hody iny nahatazana anao

Voatery izaho nanatitra anao

Tsy nampoiziko tokoa ny hahita anao

Hafaliana ny fo fa tiako ianao



Tsy tsapako intsony ilay izaho te-hody iny

Satriko fona anilanao

’Zaho tsy te-hody fa hanaraka anao

Satriko foana anilanao



Tiako ianao eny tiako ianao

Mamiko ianao lahatra izay

Tiako ianao eny tiako ianao

Mamiko ianao lahatra izay



Tsy tsapako intsony.....

Partager tiako ianao

Commenter tiako ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ivoara