4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nantenaina - Zay

Nantenainay aharitra ny fiarahana tety
Fitiavana,firaisam-po,faharetana
Toa samy nifampizarana avokoa ireny
Kanjo lasa ianao

Mamy raha ny fiarahana
Na ny tsiky na ny sento
Fa nahatsapana fahasambarana
Zay tsy hain'iza ho fantarina

Kanefa izao raha ianao
dia mbola ho tohizanay hatrany
Reo efa vita ireo kinasan-tsika
Hanomezana hasina
Ho anao lay namana tsy foy
Nefa nandao anay ry Nantenaina maminay

Mamy raha ny fiarahana
Na ny tsiky na ny sento
fa nahatsapana fahasambarana
Zay tsy hain'iza ho fantarina

Kanefa izao raha ianao
dia mbola ho tohizanay hatrany
Reo efa vita ireo kinasan-tsika
Hanomezana hasina
Ho anao lay namana tsy foy
Nefa nandao anay ry Nantenaina maminay
Tena namanay

Partager nantenaina

Commenter nantenaina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zay

Suite