4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Averiko aminao - 'zay

Vao misy ahiahy ao aminao mikasika ny fitiavako
Hoe hatrizay ny halaliny ndrao handratra ilay fo
Nefa tsy hay milaza fa toa matahotra
Indro averiko aminao izay efa nambarako

          Ilay foko izay tony dia tony tamin'iny
          no efa nanambara izay tena tiany
          Fa voatonona tao ny anaranao
          ka tsy miova izany

Hatramin'izay aho tsy mba nisehoseho
tsy dia nanao be fiavy
tsy ny fitia akory no tsy ampy
ka nahatonga anao hanahy
nefa tsy hay nilaza fa toa matahotra
indro averiko aminao izay efa nambarako

             Ilay foko izay tony dia tony tamin'iny
             no efa nanambara izay tena tiany
             Fa voatonona tao ny anaranao
             ka tsy miova izany hatramin'izao
             Izay midika fa ny foko anao

Partager averiko aminao

Commenter averiko aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe 'zay

Suite