Fa Kristy no antony ahavelomako
Ka ny fahafatesana no ahazoako tombony
Raha amin’izao fianana izao
No anantenako azy dia mahatra indrindra aho
Fa na dia levona aza ny nofoko sy ny foko
Dia mbola vatolampy ny foko sy anjarako
Anjarako mandrakizay Ianao Andriamanitro
Fa mamiko ny eo anilanao
Nanou&Lalaina