Na mandalo ady sarotra aza aho
moa Jesosy ve tsy ahy
Aroko sy mandako sady tokiko
Na hisesy eo anoloako aza ho
izay mety ho hofakam-panahy
mampandresy ahy hatrany Jesoa
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
ary koa mbola miaro sy mitantana ahy
na hisesy eo anoloako aza ho
izay mety ho fankam-panahy
mampandresy ahy hatrany jeso
Na ambinina aza ireo ratsy fanahy
moa Jesosy ve tsy ahy
tsy mba hierikerika ahy tsy hanana ahiahy
na ety an-tany na ny any an-danitra any
ts’isy hiriko tahaka azy
vatolampy sy anjarako Izy
Izy no namonjy ahy ka nanafaka ahy
ary koa mbola miaro sy mitantana ahy
na ety an-tany na ny any an-danitra any
tsisy hiriko tahaka azy
vatolampy sy anjarako Izy