4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Samy mandefitra - Onja

Taiza moa enao ela tsy hita
Teto ihany ve sa tany ampita
Azoko ny sms milaza fa mbola tia
Ny saiko manaiky fa ny foko manao hoe tsia


O, atao ahoana moa
Efa lasan'olona ilay toerana f'anao tara kely

Haiko ianao fa tia izaho fa tsy mety e
Zaho koa tianao fa tsy mety e
Ny foko iraika tsy mety zarazaraina ii
Aleo atao camarade ny antsika roa
Samy mandefitra e!


Itanao teo ilay trano nivoaha a!
Fa ianao tojo tsy nivaky loha
F'efa nisy naka izay enao vao taitra
Tsy afaka manaotra f'efa taraiky

O, atao ahoana moa
Efa lasan'olona ilay toerana f'anao tara kely

Haiko ianao fa tia izaho fa tsy mety e
Zaho koa tianao fa tsy mety e
Ny foko iraika tsy mety zarazaraina ii
Aleo atao camarade ny antsika roa
Samy mandefitra e!


Haiko ianao fa tia izaho fa tsy mety e
Zaho koa tianao fa tsy mety e
Ny foko iraika tsy mety zarazaraina ii
Aleo atao camarade ny antsika roa
Samy mandefitra e!

Partager samy mandefitra

Commenter samy mandefitra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Onja