4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hisaotra an'i jehovah - Voahirana

Hisaotra an’i Jehovah lanlandava aho

Eo am-bavako mandrakariva

Ny fiderana azy ê!

Hoderaiko satria lehibe

Ny fitiavan’i Jehovah ahy

Fa fitiavana mandrakizay

No mitoetra eo aminy



    Hiara-makalaza

    An’i Jehovah

    Isika rehetra hiara-hidera an’i Jehovah

    F’izany re ! no sitrany

    Satria lehibe ny Fahasoavany

    Teto amin’ity tany ity

Partager hisaotra an'i jehovah

Commenter hisaotra an'i jehovah

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Voahirana