Mihobia an’i Jehovah
Manompo ampifaliana
Mankanesa eo anatrehany
Amin’ny fiderana
Ref: Misaora azy,
Ankalazao ny anarany
Fa tsara Jehovah
Mandrakizay ny famindran-pony aminao
Mihoatra ny taranaka faramandimby
Ny famarinany tsy misy fetra tokoa
Na ho levona aza izao tontolo izao
Misaora azy Ankalazao ny anarany
Fa tsara Jevovah
Mandrakizay ny famindran-pony aminao
Mihaotra ny taranaka faramadimby
Ny famarinany tsy misy fetra tokoa
IZY NO TSY MIOVA MANDRAKIZAY
Aoka ho fantatry ny tany
Fa izy no Andriamanitra
Izy no nanao antsika
Isika izao ny ondriny
Na dia indray mpimaso aza
Tsy mba manadino Jehovah
Fa ny sandriny mahery
No hiarovany antsika
Ref: Misaora azy
Ankalazao ny anarany
Fa tsara Jehovah
Mandrakizay ny famindran-pony aminao
Mihoatra ny taranaka faramandimby
Ny famarinany tsy misy fetra tokoa
Na ho levona aza izao tontolo izao
Misaora azy Ankalazao ny anarany
Fa tsara Jevovah
Mandrakizay ny famindran-pony aminao
Mihaotra ny taranaka faramadimby
Ny famarinany tsy misy fetra tokoa
Asandrato sy derao ilay Andriamanitra MAHERY
MIHOBIA AZY