4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mamiko loatra - Voahirana

Mamiko loatra Ianao

Ry Jeso Mpamonjy tia

Ka ny ao anatiko ao

Mahatsiaro sambatra ery

Noho ireo teninao

Mitondra fianana ho ahy

Sakafon’ ny fo sy saina sy fanahy





Ireo teny soa

Nomenao ny namanay

Loharano tena soa

Miboika avy amin’ny Ray

Managana azy tsy hisalasala

Iantsonao aazy ho zanaka malala





Fatratra loatra Ianao

Rehafa misy manjo

F’ injao ny tananao

Mampitraka ny loha

Ny tambitamby moa

Tsy hay lazaina tokoa

Mampahery, manasitrana ny loha







Mamiko loatra Ianao

Tsy haiko hadinoina tokoa

K’ idongiko aminao

Mba homenao ahy Jeso

Dia ho feno sy hitafotafo

Ny teninao no soa sakafo

Partager mamiko loatra

Commenter mamiko loatra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Voahirana