4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako ianao - Voahirana

INty aho indray ry Tompo hitoetra eo anilanao

Indraindray miantso vonjy any aho

Tanaty tahotra

Anio maraina anefa aho

Dia mangataka aminao

Inty aho hilaza fa tiako ianao



REFRAIN:  

  Tiako IANAO

  Nefa tsy ampy ny teniko

  Fantatro fa hitanao tokoa

  Ny ady lalin\\’ny foko

  TiakoIANAO

  Nefa tsy ampy ny teniko

  Inty aho hilaza fa tiako ianao



’Ty aho indray ry Tompo ô! hihira Ireo resaka

Reo teny tsara lahatra

Nataony rehetra

Tsy hangina intsony aho

Ento hanatrehanao

’Ty aho hilaza fa tiako ianao



Tiako IANAO........

Partager tiako ianao

Commenter tiako ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Voahirana