4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy misy hasaraka ahy - Voahirana

Tsy misy hasaraka ahy amin’ny fitiavanao Jeso

Fahafatesana, na fiainana, na fanenjehana

Na ny ankehitriny, na ny zavatra ho avy

Na ny hery rehetra

tsy misy hasaraka ahy aminao Jeso



Raha tsy eo ianao

Tsy mahay miaina aho

Nitia ahy loatra ianao

Nilanja ny hazo fijaliana

Mba hamonjenao ahy

Voavidy aho, voamarina koa

Nasandratrao aho

Tsy misy Hasaraka ahy aminao JESO

Partager tsy misy hasaraka ahy

Commenter tsy misy hasaraka ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Voahirana