Hisaotra an’i Jehovah lanlandava aho
Eo am-bavako mandrakariva
Ny fiderana azy ê!
Hoderaiko satria lehibe
Ny fitiavan’i Jehovah ahy
Fa fitiavana mandrakizay
No mitoetra eo aminy
Hiara-makalaza
An’i Jehovah
Isika rehetra hiara-hidera an’i Jehovah
F’izany re ! no sitrany
Satria lehibe ny Fahasoavany
Teto amin’ity tany ity