4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Manahirana - Zay

Tsy afaka itafa ela intsony aho
Tsy afaka iresaka ela aminao
Fantatrao fa efa manana ny fiainako aho

Aza raisinao ho avonavona
Raha miova ny fietsiko aminao
Fantatrao fa efa manana olon-kafa aho
Izy indray no hisolo anao

Fa ndrao dia manahirana no sahirana aho
Raha hitany miaraka aminao
Ireo manodidina anakiana ahy
Hilaza fa mbola tsy matotra aho

Tsy ho tantiko izy mantsy raha manahy
Fa izaho dia mbola mierika aminao
Sy manembona ireo fiainana teo aminao

Raha ny ahy sy ny azy aloa no asina teny
Dia tena fitiavana ombieniombieny
Tena mamiko ka tsy tiako ho soloina intsony
tsy tiako haratra koa ny fony

Partager manahirana

Commenter manahirana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zay

Suite