4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mandehana - Zay

Niezaka aho niantsoantso
Leo ny manao andraso
Lasa ianao eee!
Vizaka aho nitabataba
Mila ho tataka ny vava
Lasa ianao eee!

Fa misy inona mihintsy ao aloha ao
Fa azon'inona no maika toy izao

Samy ho any ihany anie
Lalana iray no aleha
Raha matahotra ny ho tara
Mandehana eee!

Mandehana raha maika
Aza mierikerika
Zato ianao toa tsy laitra
Zay dia tsy mba nierika

Nihevitra ahy toy ny adala
Izaho anefa tsy manala
Lasa ianao eee!

Nihetra ahy toy ny tsy misy
Tsy mba nierika mihintsy
Lasa ianao eee!

Fa misy inona mihintsy ao aloha ao
Fa azon'inona no maika toy izao

Samy ho any ihany anie
Lalana iray no aleha
Raha matahotra ny ho tara
Mandehana eee!

Mandehana raha maika
Aza mierikerika
Zato ianao toa tsy laitra
Zay dia tsy mba nierika

Partager mandehana

Commenter mandehana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zay

Suite