4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsotrizao - Zay

tsy haniany na kilalao
no mahatonga ahy hitia anao
fa fitia avy ao am-po
laytena tia tokoa
fitiavana mandrakizay vaova

tsy haitraitra fa tena tia
vonona mihitsy hiara-dia
vonona hamafa ireo lasa
hanolotra ho anao
fitiavana mandrakizay vaovao


tsy hoe hilaza fa izao rehetra izao
no hatolotro anao
toa ho nofy ihany izany
fa izaho sy izay mikasika ahy rehetra fo fanahy saina toetra dia
omeko anao tsotrizao

Partager tsotrizao

Commenter tsotrizao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zay

Suite