4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy ho ela - Zay

Tsy tantiko ny hamela anao irery
Tsy tiko anefa dia voatery aho
Tsy maintsy hiatrika ny hoaviko aho
Andeha ary zory ny anao
Ataovy toy ny hoe
Mbola eo foana aho,mbola hiverina aho
Tsy ho ela

REF:tohizo hatrany ny hiranao
hakaro hatrany ny feonao
hiverina aho hitondra ainga vaovao
hanamafy indray lay hirahira fahizay
reny kalokalontsika ireny
tsy hijanon'ela any aho f'aza manahy

Hatramin'zay toa niaraka niafy
Nikaroka nihezaka hatrany
Toy ny hoe ts hisaraka intsony
Ankehitriny aho handeha
Aza mihaotra
Raha hoe tsy ho eo tsony aho
Nefa aza manahy,Tsy ho ela

REF:

Partager tsy ho ela

Commenter tsy ho ela

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Zay

Suite