4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miondrika avokoa - AFAFI Taninanandrano

          1-  Miondrika avokoa izao rehetra izao

               Manoloana ny Hamasinanao

               Mamirapiratra ny Tavanao ry Ray

               Tsy mahahiratra ny masonay

               Tsy misy takona, na misy hafenina

               Mila ho hankona noho ny nenina





      2- Mandadilady re ny ondrikelinao

         Mifona be dia be avia mba vahao

         Mafy ny fatotra izay mangeja any

         Tsy misy sarotra aminao Ray

         Ny hanindroa tsy misy intsony

         Izay nahavoa ; indroa fa nahafay



                                     Sacha RATIANARIVOSON

                              Pasteur NEPM-FPVM La Réunion

Partager miondrika avokoa

Commenter miondrika avokoa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AFAFI Taninanandrano