4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tehirizo tompo - AFAFI Taninanandrano

1)Tehirizo Tompo ô

Ireto ondrikelinao

Tehirizo ho madio Jeso mba hanao ny sitrakao

Dia ambeno Tompo ô sao mandao ny valanao

Ö jereo raha mania Jeso mba tsy ho very foana ety.

ref:Raha sendra ny fakam-panahy

ka mamikotra ny ratsy fanahy ety

Ho tsaroany anie ny mivavaka aminao

Ry Tompo Androamanitray ô

Raha sendra sarotra ny dia

Ka ho kivy sy toa mila ho ketraka ety

Ampaherezo ireo fa anao Tompo ô

Ho anao doria doria.

2)Te ho sambatra Jeso

Ireto ondrikelinao

Fa ianao mpiandry soa Jeso ka maharo ny anao

Te ho maivana Jeso ity hazo fijaliana

Fa akaiky ianao jeso ho mandrakizay doria.



AFAFI   AFAFI mahereza ry zareo ah!yves

Partager tehirizo tompo

Commenter tehirizo tompo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe AFAFI Taninanandrano