4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mandalo (bitaka - BIka sy TArehin-java-KAnto)

MANDALO



Ianao io ve mba nahatsiaro,   ireny lasa niarahana

Mba tadidinao koa ve, ilay fotoana nisarahana



Fa raha tsahivina ny lasa na ny ahy izany na ny anao

Dia angamba fo maratra no hany sisa mba navelany



Réf :

Fa n’inona n’inona a!

Niainana tety

Dia tsarovy fa…

Mandalo tsy ho doria



À la fin Fa n’inona n’inona, mandalo tsy ho doria.



Ianao io ve efa nanadino irony ditra izay natao

Mba tadidinao koa ve ireo niarahana nanao



Fa n’iza n’iza velon’aina ka niaina toa antsika

Dia tsy maintsy miafara amin’ny vata(na) mangatsika



BITAKA

(BIka sy TArehin-java-KAnto)

Partager mandalo (bitaka

Commenter mandalo (bitaka

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe BIka sy TArehin-java-KAnto)