4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Iza marina - Melky

IZA MARINA
MELKY

MANONTANY AHO, @ FO MADIO,
TSY TE HIADY FITIA AHO
IZA NO AO AM-PONAO
MANONTANY AHO,
MANONTANY NY MOMBA AHY
DIA HO IZY SA IZAHO
NO AO ANATY FONAO

FA TSY HAY, TENA TSY HAY
IZA MARINA NO TENA TIANAO
TSY HO ROA FA TSY MAINTSY HO IRAY KA TSY HAY TENA TSY HAY

AZA ELA, AZA ELA NA TIA TENA
MISY FETRANY IHANY IZANY FIJALIAKO IZANY
AZA ELA, AZA ELA MIANDRY AHO
MBA HIEVERAKO TENA
REHEFA TENA TSY IZY AHO

FA TSY HAY, TENA TSY HAY
IZA MARINA NO TENA TINAO
TSY HO ROA FA TSY MAINTSY HO IRAY KA TSY HAY TENA TSY HAY

Partager iza marina

Commenter iza marina

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Melky

Suite