4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Satriko foana - Do Rajohnson

Satriko foana ho anilanao
Hitoetra eo foana tsy hifandao
Nefa injao midona am-poko ao
Ilay fitiavako nataonao kilalao.

Tia anao anie aho
Nefa tsy mba nosaininao
Nandringa ilay fitia
Toa ninia sy fongana tery.

Partager satriko foana

Commenter satriko foana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Do Rajohnson