4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ambany elatrao - Jocelin RANJARISON

Ambany elatrao no tiako hitoerana

Raha tojo tafiotra ny fiainako

Tsy misy toerana hafa azo antoka

Fa eo aminao no iriko, eo anilanao no tiako



Tompo ô matoky aho fa mialoka aminao

Ny tananao no manodidina ahy

Ireo tebitebin’ny fo dia hangina avokoa

Hitsahatra ao ambany elatrao.

Partager ambany elatrao

Commenter ambany elatrao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jocelin RANJARISON