4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy atakaloko - Jocelin RANJARISON

Na omenao ahy aza izao rehetra izao

Dia volamena voninahitra

Sy izay mety ho famirapiratan\\\\\\’ny tany

Dia izay no hoe hamoizako ilay

Jesosy fiainako mandrakizay

Dia ho sanatria raha izao no hivadika Aminy



ref:Fa tsy atakoloko Ianao

Tiako sy tena mamiko

Mihoatr’izay rehetra mahasoa

Fa tokan’ny fiainako tokoa

Tsy hamoizako Anao

Raha izao tontolo sy izao rehetr’izao



Na dia ho tambazana aza aho

Na mety na tsy mety izay atao

Dia efa ho sanatria raha izaho no hivadika Aminy.



Ho an’ny mpiara manompo ny Tompo amiko rehetra.




Partager tsy atakaloko

Commenter tsy atakaloko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Jocelin RANJARISON